|
|
|
|

Teny iditra1  afa-tondro maso
Singan-teny  2 afaka, 3 tondro, 4 maso
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza: Afa-tondro maso isika fa naharesy [1.1]
Tovy hevitra  7 afa-kenatra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08